Ny Baiboliko dia Baiboly sy Fihirana amin'ny teny malagasy. Ahitana ireto fihirana manaraka ireto: fihirana FFPM, fihirana fanampiny, Tsanta ary Antema. Ny Baiboliko ihany koa dia ahafahanao manokatra boky telo indray miaraka ao amin'ny baiboly (na: lecture en parallèle de verset).